|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 teny manahapeo |
| Singan-teny | 2 teny, 3 manahaka, 4 feo |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Ohatra |
6 [ny hoe zozozozo dia] teny manahapeo, enti-milaza ny feon' ny rivotra mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo
[1.1]
|
| Tovy hevitra | 7 teny tahapeo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|